TSY MANAHY (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MANAHY
Haiko fa leo ianao, leo ny miaraka amiko
Nefa tononkira.serasera.org izaho mbola tena tia
Impiry aho no nanontany
Inona no tsy ampy
Vonona aho ny hanarina izany
Reo vita taloha ve dia ho nofy avokoa
Tsy mino aho (2)
Tsy manahy n’inona inona ataonao ahy
Efa babonao hatramin’ny ati-fanahy
Reo fijaliana ireo fahoriana
Nozakaiko hatramin’izay
Miangavy aho aza mba ariana
Mitalaho izay ihany dia llsrdwhk hifaliana
Tsy kivy aho ny amin’izany
Fa hiezaka hatrany
Amin’ny mangidy no misy ny pxitov mamy
Izaho ve no nikolo dia ny hafa no hanolo
oh ! Tsy eken’ny saiko
Ny herim-po sy fotoana dia ho ariana foana
Tsy mino bswseatk aho, tsy mino aho
Haiko fa leo ianao, leo ny miaraka amiko
Nefa tononkira.serasera.org izaho mbola tena tia
Impiry aho no nanontany
Inona no tsy ampy
Vonona aho ny hanarina izany
Reo vita taloha ve dia ho nofy avokoa
Tsy mino aho (2)
Tsy manahy n’inona inona ataonao ahy
Efa babonao hatramin’ny ati-fanahy
Reo fijaliana ireo fahoriana
Nozakaiko hatramin’izay
Miangavy aho aza mba ariana
Mitalaho izay ihany dia llsrdwhk hifaliana
Tsy kivy aho ny amin’izany
Fa hiezaka hatrany
Amin’ny mangidy no misy ny pxitov mamy
Izaho ve no nikolo dia ny hafa no hanolo
oh ! Tsy eken’ny saiko
Ny herim-po sy fotoana dia ho ariana foana
Tsy mino bswseatk aho, tsy mino aho
--------
Lien:
A propos
Artiste : Lola (lahy)Visites : 7567
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : cmbolatiana
Date : 24/08/2007 08:08
