Anjara (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Tsy haiko fa lasanao daholo ny foko
Tsy haiko f'ianao irery no handriny ny loha
Haiko fa fanomezana avy any ambony
Ianao no anjara amin'ny androm-piainako.
Vao nifanena voalohany aloha
Tonga dia niray loha
Toy ny nifankalala ela hatrizay
Niombona ka dia nifandray.
Tsy nifankafoy tononkira.serasera.org nanomboka jysbcy teo
Tsy nisy nifankaleo
Zaran'ny tsirairay ny hoe hihaona
Hôo! miaraka foana.
Ref: ................( x2 )
Tsy vitsy koa izay mba nifanerasera
Tamiko ombieniombieny
Nahagaga anefa fa taty aoriana
Aminao ny fo no nianjera.
Nivoatra hatrany ny fiarahan-tsika roa
Ny omaly ireo sy ny anio
Voady tokana dia ny ho fibozw iray
Mandrak'izay.
Ref:
Tsy haiko fa lasanao daholo ny foko
Tsy haiko f'ianao irery no handriny ny loha
Haiko fa fanomezana avy any ambony
Ianao no anjara amin'ny vkmrqbyh androm-piainako.
(x2)
Na! nananana! (x3)
Ianao ilay tokana ato am-poko!
Ref: ...............(x2)
Tsy haiko fa lasanao daholo ny foko
Tsy haiko f'ianao irery no handriny ny loha
Haiko fa fanomezana avy any ambony
Ianao no anjara amin'ny androm-piainako.
Vao nifanena voalohany aloha
Tonga dia niray loha
Toy ny nifankalala ela hatrizay
Niombona ka dia nifandray.
Tsy nifankafoy tononkira.serasera.org nanomboka jysbcy teo
Tsy nisy nifankaleo
Zaran'ny tsirairay ny hoe hihaona
Hôo! miaraka foana.
Ref: ................( x2 )
Tsy vitsy koa izay mba nifanerasera
Tamiko ombieniombieny
Nahagaga anefa fa taty aoriana
Aminao ny fo no nianjera.
Nivoatra hatrany ny fiarahan-tsika roa
Ny omaly ireo sy ny anio
Voady tokana dia ny ho fibozw iray
Mandrak'izay.
Ref:
Tsy haiko fa lasanao daholo ny foko
Tsy haiko f'ianao irery no handriny ny loha
Haiko fa fanomezana avy any ambony
Ianao no anjara amin'ny vkmrqbyh androm-piainako.
(x2)
Na! nananana! (x3)
Ianao ilay tokana ato am-poko!
Ref: ...............(x2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lola (lahy)Hits : 7997
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 20/03/2018 21:40
