SAMY ZANAKO (LOIC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitadiavana mampiasa saina
Mivezivezy ka reraka ny aina,
Lasa niova tsy toy ny taloha,
Toa mora tezitra tsy tony fo.
Tsy mety amin’ny saiko dia tokana ho aho
Ny mikasika an-janako maharombotra ahy
Ny ankoatra an’izay, anareo tononkira.serasera.org ny anareo,
Raha absrj io lafiny io dia ho bedy ianareo
Zanako iny , aza hampijaliana
Zanako iny , aza hampihafiana
Izaho ny Ray nitaiza, tsy nikitika singam-bolo
Dia ianao no hidaroka sy hamono
Mitandrema fa…
Zanako ianareo samy wrmh tiako fa dia izao,
Aza mandeha ts’isy jiro saino ny atao ô!
Tolory tial fitia ,teny mamy izy iny, safosafo izy iny.
Ka fadio ny mampiasa hery
Vaomaika ankarary hanitatra fery
Ny zavatra tsotra tokony hatao
Miresaka hanadio ny fonao
Mety ho betsaka ny fahavalo
Mety ho sendotra satria saro-piaro,
Ny maso mijery tsy mitondra mody
Fifampitokisana no fanafody.

--------
Lien: