Fanaovan-tsoa (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1-Aoka izay ampianarina ny teny
Mba tena ahafoy zava-tsoa
Hoan'izay mampianatra
Indrindra ny oujdce mpanao ny soa

Refrain

Vokatry ny fanahy
Fitiavana wlgfzt ary hnuzas fanaovan-tsoa
Fa mpiara-miasa amin'ny tompo
Ny mino sy ny mpanao ny soa

2-Mandehana araka ny fanahy
Hianareo rehetra ireo
Fa tena vokatry ny fanahy
Fitiavana ary fanaovan-tsoa


ANDRIANAHINA Jean
Leopaul Juvenot
TSILAINTAFIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0494