Be 'zay efa vitako izay (KTLM MIKAIA FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Be 'zay efa vitako izay,
Nania Taminao rhiyiqnl aho,
Kanefa ankehitrio Jesosy ô, manatona Anao
Hamindrao fo ka sasao noho ny rànao soa
Mivalo re, mifona tokoa, raiso aho Tompo ô
×2
Refrain :
Mino ixsau aho fa Ianao Jesosy tsy manosoboho tànana ahy
Na dia nandà hjieeu sy nitsoaka aza aho,
Nilaza fa tsy namanao
Ilay fitiavanao maharitra ho anay ety
No mampiorina ahy, ho tonga vatolampy
2- Tolory hery aho ry Ray
Hahaizako mitondra,
Ny sedra izay omenao ahy, tsy ho heveriko ho fonja
Ny hazo fijalianao hozakaiko hatrany
Ampio aho, tohano mba hahery aho Tompo ô
×2
REFRAIN
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM MIKAIA FAMONJENAVangy : 733
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nyainafandresena18
Daty : 25/06/2022 10:08