Hody aho (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Nandao Anao aho Ray ô! Nanara-tsitrapo ny filàn-drehetra,
Nitady fiadanana hafa aho qzseloc ankoatry ny tononkira.serasera.org ao Aminao Ray ô!
Nanao 'zay adalana maro aho, nanao ireo 'zay tsy Sitrakao,
Nandoto ny Anaranao, wbscn namiravira ny Hasinao.
Indrisy anefa fa tsy naharitra izany
Fiadanana mandalo ihany, tsy nisy akory izay nahasoa
Hetraketraka avokoa 'reo 'zay noheveriko fa nambabo ny fo.
Reraka aho tsy hitako izay aleha,
Vizana aho miodinkodina mitady 'lay fiadanana teo
Hay nandalo fotsiny nanao izay nisarako taminao.
Menatra aho Ray ankehitriny raha hilaza hoe "Te hody aho"
Menatra aho Ray satria efa nandao (Lay Fiadananao)

Menatra aho Ray satria efa wchgesc nandao.
Raiso aho Ray, (Ray), Raiso aho Ray fa te hody aho
Hody aho, hody ao Aminao, Tompo ô!

Hody aho, hody ao Aminao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaVisites : 599
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 19/10/2025 21:40