Sambatra (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:Sambatra ny olona
Izay matahotra an'i Jehovah
Sady mankasitraka
Ny didiny indrindra
Hahery ambonin'ny tany ny zanany
Hotahiana ny taranaky
Ny marina, ny marina
Fiv 1:
Manaova ny marina
Ary matahotra an'i Jehovah
Mankasitraha ny didiny
Dia ho sambatra ianareo
And 2:
Sambatra ny olona
Izay miantra, mampisambotra
Tsy mba ho resy, tsy resy
Eo am-pitsarana izy
Fa tsy hangozohozo mandrakizay izy
Hotsarovana mandrakizay
Ny marina, ny marina
Fiv 2:
Mikatsaha ny sa tsara
Ary miantrà ny tsy manana
Mampisambora koa Azy
Dia ho sambatra ianareo
Fiv 3:
Mifandefera ary e
Ary mifamindra fo koa
Mifankatiava ihany koa
Dia ho sambatra ianareo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 20
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:35