Sambatra (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Sambatra ny olona
Izay matahotra an'i Jehovah
Sady mankasitraka
Ny didiny indrindra
Hahery ambonin'ny tany ny zanany
Hotahiana ny taranaky
Ny marina, eyps ny marina
Fiv 1:
Manaova ny marina
Ary matahotra an'i Jehovah
Mankasitraha ny didiny
Dia ho sambatra ianareo
And 2:
Sambatra ny olona
Izay miantra, mampisambotra
Tsy zjzida mba ho resy, tsy resy
Eo am-pitsarana izy
Fa tsy hangozohozo mandrakizay izy
Hotsarovana mandrakizay
Ny marina, ny marina
Fiv 2:
Mikatsaha ny sa tsara
Ary miantrà jlcum ny tsy manana
Mampisambora koa Azy
Dia ho sambatra ianareo
Fiv 3:
Mifandefera ary e
Ary mifamindra fo koa
Mifankatiava ihany koa
Dia ho sambatra ianareo tononkira.serasera.org
Sambatra ny olona
Izay matahotra an'i Jehovah
Sady mankasitraka
Ny didiny indrindra
Hahery ambonin'ny tany ny zanany
Hotahiana ny taranaky
Ny marina, eyps ny marina
Fiv 1:
Manaova ny marina
Ary matahotra an'i Jehovah
Mankasitraha ny didiny
Dia ho sambatra ianareo
And 2:
Sambatra ny olona
Izay miantra, mampisambotra
Tsy zjzida mba ho resy, tsy resy
Eo am-pitsarana izy
Fa tsy hangozohozo mandrakizay izy
Hotsarovana mandrakizay
Ny marina, ny marina
Fiv 2:
Mikatsaha ny sa tsara
Ary miantrà jlcum ny tsy manana
Mampisambora koa Azy
Dia ho sambatra ianareo
Fiv 3:
Mifandefera ary e
Ary mifamindra fo koa
Mifankatiava ihany koa
Dia ho sambatra ianareo tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 557
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:35
