Andeha re hozakaina (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Andeha re hozakaina
Raha ny hazo fijaliana
No misakana tsy hahazoana
Lay fonenana tsy mba vidiana
Tsy aleo ve dieny ety tokoa
No miharitra tononkira.serasera.org zava-manjo
Toy izay rehefa eo andapan-dRay
Vao ho lavina mandrakizay?
Fiv :
O! Mba andrandrao
Ilay lapasoa ho anao
Fa vonona ao
Efa vonona ho ahy ry koa rcqtq ho anao
O! Avia re, avia ka mijere
Fa sambatra izay tafiditra ao
And 2:
Andeha re horesena
Raha toa ka ny fakam-panahy
No jadona izay manakana
Tsy handovana kysbjdv ny lapan'ny Ray
Zay nambarany fa ho an'ny olona
Voafantina sy voafidy
Nahatanteraka fihazakazahana
Tsara saina nahay nisafidy
Koraita 2007 ghfmvwh
Andeha re hozakaina
Raha ny hazo fijaliana
No misakana tsy hahazoana
Lay fonenana tsy mba vidiana
Tsy aleo ve dieny ety tokoa
No miharitra tononkira.serasera.org zava-manjo
Toy izay rehefa eo andapan-dRay
Vao ho lavina mandrakizay?
Fiv :
O! Mba andrandrao
Ilay lapasoa ho anao
Fa vonona ao
Efa vonona ho ahy ry koa rcqtq ho anao
O! Avia re, avia ka mijere
Fa sambatra izay tafiditra ao
And 2:
Andeha re horesena
Raha toa ka ny fakam-panahy
No jadona izay manakana
Tsy handovana kysbjdv ny lapan'ny Ray
Zay nambarany fa ho an'ny olona
Voafantina sy voafidy
Nahatanteraka fihazakazahana
Tsara saina nahay nisafidy
Koraita 2007 ghfmvwh
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 736
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:28
