Andeha re hozakaina (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Andeha re hozakaina
Raha tononkira.serasera.org ny hazo fijaliana
No misakana tsy hahazoana
Lay fonenana tsy mba vidiana
Tsy aleo ve dieny ety tokoa
No miharitra zava-manjo
Toy izay rehefa eo andapan-dRay
Vao ho lavina mandrakizay?

Fiv :
O! Mba andrandrao
Ilay agse lapasoa fcdrpx ho wvgh anao
Fa vonona ao
Efa vonona ho ahy ry koa ho anao
O! Avia re, avia ka mijere
Fa sambatra izay tafiditra ao

And 2:
Andeha re horesena
Raha toa ka ny fakam-panahy
No jadona izay manakana
Tsy handovana ny lapan'ny Ray
Zay nambarany fa ho an'ny olona
Voafantina sy voafidy
Nahatanteraka fihazakazahana
Tsara saina nahay nisafidy


Koraita 2007

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.082