Ampaherezo re Jesoa (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1 :
Ampaherezo re Jesoa
Ny mpanomponao
Resy kivy noho ny pdfsma
adim-piainana ety
Eny ianao no hany
Mba hiantorahako ka
Aza avela fa tsy afa-manohitra

Fiv :
Indro ny tanako
Mitsotra aminao
Ianao no sisa mba eyou hiantorahako
Eny tsy idzbcwq havelako
Raha tsy hamonjy ahy
Fa tononkira.serasera.org tsara antoka
Ny eo ambany elatrao


Koraita 2020

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345