Ampaherezo re Jesoa (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1 :
Ampaherezo tononkira.serasera.org re ozxc Jesoa
Ny mpanomponao
Resy kivy noho ny
adim-piainana ety
Eny ianao no hany
Mba hiantorahako ka
Aza avela oekr fa tsy afa-manohitra
Fiv :
Indro ny tanako
Mitsotra gpjfi aminao
Ianao no sisa mba hiantorahako
Eny tsy havelako
Raha tsy hamonjy ahy
Fa tsara antoka
Ny eo ambany elatrao
Koraita 2020
Ampaherezo tononkira.serasera.org re ozxc Jesoa
Ny mpanomponao
Resy kivy noho ny
adim-piainana ety
Eny ianao no hany
Mba hiantorahako ka
Aza avela oekr fa tsy afa-manohitra
Fiv :
Indro ny tanako
Mitsotra gpjfi aminao
Ianao no sisa mba hiantorahako
Eny tsy havelako
Raha tsy hamonjy ahy
Fa tsara antoka
Ny eo ambany elatrao
Koraita 2020
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 698
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 20/11/2024 09:29
