Reko ny antson'ny tompo (Joseph Dylan Parkinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Reko xldhryhd ny antson'ny tompo,mitaona ahy hibebaka mba ho any an-danitra
Feo mitalaho miantso mafy mba hiverina ao am-bala ny zanak'adala
Nitaraina mafy ,nitomany an-.dranomaso,naheno nijaly,nisotro ny mangidy
Ny zioga zakaina,mihatra amin'ny Aina,niaretanao izany,noho ny amiko ihany
Izao dieny izao aho hamaly ny antsonao,ka manombok'izao aho hanaraka anao
2-tena mamy ny fitiavanao ahy,tena feno tambitamby ahasarika ahy
Voababon'ny hankaton'ny fahatsoranao,miavaka acnaydhu amin'izay hitako ianao
Niantsoantso mafy,eran'ny vaza-tany,mba tononkira.serasera.org hitady ahy ,hamonjy ny fanahy
Tsy reraka ny ady,niady izay mba ho ahy,tsy nahalala qvhctx fay,nitabataba ho ahy
Izao dieny izao aho hamaly ny antsonao,ka manomboka izao aho hanaraka anao
Ref1:misaotra e,misaotra anao
Misaotra e,misaotra anao
Misaotra e
Ouh,ouh,ouh
3-inty aho raiso,fitaovana ho anao
Hamoa be ao an-dapanao
Hanefa ilay voady,hanaja anao hatrany
,hitàna ny dina,nifanaovantsika
Ka ataoko fady ny omaly fa ny hoavy,hiarahana amin-dRay ,no masahana amizay
Ouh ouh ouh yeh yeh

--------
Lien:
Commentaires
hery
(
22/03/2024 14:13)
Tsy hitanao hoe misy tokony hahitsy ve?
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joseph Dylan ParkinsonVisites : 834
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Park3939
Date : 22/03/2024 13:58