EO AN-KIANJA (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo an-kianja fiderana iray samy hafa fiaviana finoana iray
Eo no andrasanay ilay Fanahy mampifankatia mampifandray
Eo an-kianja fiderana izahay samy hafa fiaviana fa finoana iray

Avelao hahazo laka ny fideranan’ ny Mpanjaka ny mpanjaka
Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompo tibtlxo tononkira.serasera.org tsara indrindra
Avelao hahazo laka ilay fideranan’ ny Mpanjaka ny mpanjaka
Asandrato amin’ny feo tsara xdgxrjc rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra
Eo an-kianja fiderana iray rehefa todisoa ao an-danitra ao
Eo no itoeranay mandrakizay amim-pifaliana ao an-tranon-dRay

Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra

Eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

( Asandrato amin'ny avo é!)Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra

Jesosy ô Anao ny lapan’ny fideranan’ny Mpanjaka ny mpanjaka

Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara rdcrwzjz indrindra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joseph d'AfVisites : 17298
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 27/09/2016 12:55