EO AN-KIANJA (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo an-kianja fiderana iray samy hafa fiaviana finoana iray
Eo no andrasanay ilay Fanahy mampifankatia mampifandray
Eo an-kianja fiderana izahay samy hafa fiaviana muyx fa finoana iray

Avelao hahazo laka ny fideranan’ ny Mpanjaka ny mpanjaka
Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompo tsara indrindra
Avelao hahazo laka ilay fideranan’ ny Mpanjaka ny mpanjaka
Asandrato amin’ny tononkira.serasera.org feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra
Eo an-kianja fiderana iray rehefa todisoa ao an-danitra ao
Eo no itoeranay mandrakizay amim-pifaliana ao an-tranon-dRay

Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra

Eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

( Asandrato amin'ny avo é!)Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo fkzuuvqv tsara indrindra

Jesosy ô Anao ny lapan’ny fideranan’ny Mpanjaka ny mpanjaka
( Asandrato amin'ny avo é!)Asandrato amin’ny feo tsara rindra Ilay Tompotsika Ilay Tompo tsara indrindra
Jesosy ô Anao ny lapan’ny fideranan’ny Mpanjaka ny hlks mpanjaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 18157
Likes : 3 Like
Created by : niniekely
Date : 27/09/2016 12:55