SOA FA NISY (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa fa nisy antsoantso
Feo miangavy mitalaho
Aok'izay ny andrasoandraso
O! todiho 'lay Tranon'ny Rainao

Ala-nenina tsy hay visaina
No natolotry ny Ray mba ho ahy
Fitiavana tsy haiko tantaraina
Nty aho Tompo ô ho anao mandrakizay

Soa fa nisy tanan'ny Ray
Tsy mba nety sasatra
E! nitsotra sy nandray
Namonjy ahy (2) ho afaka

Ala-nenina tsy hay visaina
No natolotry ny Ray mba ho ahy
Fitiavana tsy haiko tantaraina
Nty aho Tompo ô ho anao mandrakizay

Soa fa nisy Golgota
Nitetevan'ny ranao
Namonjena ahy mpanota
Tompo ô menatra aho mifona re izao

Ala-nenina tsy hay visaina
No natolotry ny Ray mba ho ahy
Fitiavana tsy haiko tantaraina
Nty aho Tompo ô ho anao mandrakizay

Resy lahatra aho
E! babonao aho Tompo ô!
K'indro anjakao
Fa Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Visites : 487
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jordana
Date : 14/04/2019 09:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719