Ampidiro aloha ny tenimiafina
NOELIM-PITSIKIANA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jamba ny fo tononkira.serasera.org indraindray
Jembin'ireo fahoriana
Ory ny fo raha mahatsiahy
Ireo oram-pijaliana
Kotsa ny maso indraindray
Kotsan'ny oram-pahavaratra
Sina yljm sy mangaihay
Tsy mahita alahatra
Ho anao mamoy fo
O! mba jereo sy todiho
Jeso hanala ny manjo
Tonga ho anao rdyaf anio
Tsy ho alahelo intsony
Ary tsy famoizam-po
Fa Noely mampitony
Hampitraka indray ny loha
Tsy ho ranomaso mahamay
Ny Noelintsika izao
Fa ho tbojuwn Noelim-pitsikiana indray
Hitondra aina vaovao
Jembin'ireo fahoriana
Ory ny fo raha mahatsiahy
Ireo oram-pijaliana
Kotsa ny maso indraindray
Kotsan'ny oram-pahavaratra
Sina yljm sy mangaihay
Tsy mahita alahatra
Ho anao mamoy fo
O! mba jereo sy todiho
Jeso hanala ny manjo
Tonga ho anao rdyaf anio
Tsy ho alahelo intsony
Ary tsy famoizam-po
Fa Noely mampitony
Hampitraka indray ny loha
Tsy ho ranomaso mahamay
Ny Noelintsika izao
Fa ho tbojuwn Noelim-pitsikiana indray
Hitondra aina vaovao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 1491
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tolorantsoa
Date : 21/12/2014 22:40
