RAHA MAHATSIARO AHY IANAO (Jon Mos)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mitamberina ao an-tsainao
Ilay fitiavantsika hatrizay
Tiako ho fantatrao
Fa tsy niova eny hatramin'izao
Ilay fitiavako anao, ianao no efa ahy
Fitiavana iray ho mandrakizay
Eny tiako ho ao am-ponao ireny
Raha mahatsiaro ahy ianao wyxqsw  


Malahelo ianao
Ny hanohy irery ny fiainanao
N'efa hatanjaho tononkira.serasera.org ny saina
Ka banjino ny ho avinao
Eny iriako, eny ho sambatra ianao
Hahita izay ho mendrika anao
Eny tiako ho ao am-ponao ireny
Raha mahatsiaro ahy ianao

Feon-kira...

Eny iriako, eny ho sambatra ianao
Hahita izay ho mendrika anao
Eny tequmb tiako ho ao am-ponao ireny lapv
Raha mahatsiaro ahy ianao x2

©2020

--------
Lien:
Commentaires
hery ( 07/08/2020 23:54)
Mba omeo sombiny amin'ny hiranareo hoe azafady.
Na mp3 na cover na youtube izay misy.
inarose07 ( 11/08/2020 20:12)
tsy ho ela..????
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jon Mos
Visites : 1366
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : inarose07
Date : 09/08/2020 12:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1649