Tsy fantany intsony (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ohatran'ny tsy fantany intsony, rehefa mandalo aho
Ohatran'ny adino daholo, ireo sangisangy maro
Ohatran'ny tsy xmfkak olona akory, fa dia nandalovany aho
Hay doswbhhd efa nivalona hono, tsy asiany resaka intsony e
Teny Ambohimahitsy aho, avy nisotro kafe
Amin’ny 6 hariva izao, efa maizina be
Soa ihany fa misy jiro kely, mbola mandeha
Ahitàna an’ireo mpirevirevy, mpanao karaPARFAITe
Vetivetika teo aho, dia nahita tarehy
Ohatran'ny efa hitako oa, olona fantatro ve?
Hay kay vehivavy fantatro izy, lasa aho namisavisa
Efa niaraka kely mihitsy, roa taona raha sdyfkm tsy mahadiso

Ohatran'ny tsy olona akory, tononkira.serasera.org fa dia nandalovany aho
Hay efa nivalona hono, tsy asiany resaka intsony e
Na fohy aza lay fotoana, nifampizarana fitia
Noheveriko fa tsy ho foana, fa hisy hiangana akia
Nofafanao toy ny vovoka aho, fa angaha nandoto anao?
Nakisakao toy ny vato aho, fa angaha nanakana anao

Ohatran'ny tsy olona akory, fa dia nandalovany aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JohasinaVisites : 428
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : johasinarison
Date : 02/06/2025 11:00