Dify (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dify izy e
fa havoana maro isa
tsy hitahita no manakona azy
Any ambadika any
fa tsy tazana fa takona
ny sisa navelany ho anay
Dia tanindrazana efa ngazana
migaina, karakaina evxcyzsw tsy antenaina ! ha !
Dezaka anie
Fa ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a !
Lavitra anie
Fa ho todiko ny lalana na tsy hitako ny aleha !
Na dia mafy aza e
Hikipiako, tsy hatoriako sy hikirizako
ary hamoizako izay tiako
Fa raha sendra ka mandalo ny olona
Zay toa vavana sy be monomonona
Hivorivory sy hikononkonona
Hitetik’ady sy mipaika vonona
Dezaka xwyknpm anie
Vao ho todiko raha toa tononkira.serasera.org tsy atositosik’olona a !
Dify izy e ...
Dezaka anie ...
Rehefa hita fa etsy aloha ny baolina a,
Ento aho ray tongotro hanomoromorona
Hanitsakitsaka, handia ny volana a,
Hamirapiratra sy ho mamin’ny olona
Faly aho leitsy
Sendra namana sy tapaka
hery be no indray nitana anah ka lasa aho
Dezaka anie
Fa ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a !
Faly aho leitsy
Sendra namana sy tapaka
hery be no indray nitana anah... sikxdee

--------
Rohy: