soldat (Johane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy voatery tsy hiety izay atao, f'aza matahotraZavatra milay tsy voatery ho azo zao dieny zao
Aza matoky an'iza ankohotran'ilay ao ambony ao
Dia raha maizina ny tontolo, areheto 'lay afo am-ponao
Tsy ankitodika any aoriana sao lasa vaingan-tsira
Veleso ny vy dieny mafana sao lasa mangatsiaka
Aleo hiteny izay rehetra manakiana
Fa rehefa tafa ianao dia DITSOKA io
EH OO, SOLDAT
Tsy aloan'ny olana fa amin'i GOD mandohalika
Aleo ho any izay tsy hiraharaha
Raha tsisy mpiresaka ny tenanao resahina oh!... (X2)
Efa natomboka io dia vita ny ampitso mila mibika (oo)
Atao foana izay vita avy eo ny ao ambony mitahy (oo)
Efa natomboka io dia vita ny ampitso mila mibika (oo)
Atao foana izay vita dia...
Tsy voatery tsy hiety izay atao,
F'ohatran'ny loka ihany io
Alaina ampitso rehefa tsy azonao ny anio oh !
Mbola hatevina 'lay paosy nanify e!
Mbola hiverina ireo hafa nanilika
F'iza moa no nino ? f'iza no niara-niaritra ?
Tsisy izay tsy nanalavitra, feno fandrika ny lalana
Tsy ampoizin'ireo ho goavana no ho avy !!
Ho goavana ny ho avy
EH OO, SOLDAT
Tsy aloan'ny olana fa amin'i GOD mandohalika
Aleo ho any izay tsy hiraharaha
Raha tsisy mpiresaka ny tenanao resahina oh!... (X2)
Efa natomboka io dia vita ny ampitso mila mibika (oo)
Atao foana izay vita avy eo ny ao ambony mitahy (oo)
Efa natomboka io dia vita ny ampitso mila mibika (oo)
Atao foana izay vita dia...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JohaneHits : 395
Likes : 0 Like
Created by : LurissAdr
Date : 20/08/2025 21:40
