El-Shaddai (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao El-Shaddai
Tompo iakqd Ray tsitoha
Ianao Adonaï
Andriamanitro

Jehovah Shalom
Fiadanako
Jehovah Rapha
Mpanasitrana ahy

Ianao no Tompon’ny rehetra
Ny herinao tsy voafetra
Tsy misy azo ampitahana Aminao
Ianao hbhovtks no Tompo sy Mpanjaka
Ny fanjakanao tononkira.serasera.org tsy ho rava
Ianao no Ilay zixt mandrakizay
El-Shaddai

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jocelyn RANJARISON
Visites : 5621
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 03/10/2007 07:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297