Mandiniha hely (Jaw's Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Zagnahary an-dagnitra anyEfa ela no nitady anao e!
Zagnahary an-dagnitra any
Efa ela no niantso anao e!
Anao tsy niôva!
Anao, tsy nody!
Anao noforoniny mba ho azy
Hatram'izao tsy niverigny! (X2)
Mandiniha ianao Endry
Mandiniha ianao Iada!
Mandiniha ianao Saotry
Mandiniha ianao Saiko ôiah!
Fa ny Tompo efa ho avy
Fa ny Tompo efa ho avy!
Mandiniha mihiritrireta anô ô!
Fa hoavy ny farany eiah!
Tena efa maty anie ny Tompo
Nisolo voina ny helokao e!
Tena nijaly sy novonoina
Nitondra ny otanao e!
Anao tsy niôva!
Anao, tsy nôdy!
Anao noforoniny mba ho azy
Hatram'izao tsy niherigny!
*Mandiniha ianao Endry
Mandiniha ianao Iada!
Mandiniha ianao Saotry
Mandiniha ianao Saiko ôiah!
Fa ny Tompo efa ho avy
Fa ny Tompo efa ho avy!
Mandiniha mihiritrireta anô ô!
Fa hoavy ny farany eiah! (X2)
....
*Mandiniha! hely e! e!
Mandiniha, fa ny Tompo efa ho avy eiah!
Mandiniha! hely e! e!
Mandiniha mihiritrireta anô ô!
Fa hoavy ny farany eiah! (X2)
Mandiniha mihiritrireta anô ô!
Mandiniha mihiritrireta anô ô!....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jaw's BandVisites : 1699
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 23/04/2021 19:29