Miakatra (Level Up) (Illicit Soul)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NX2HL
Mbola anaty nofinofy foana aloha no tazako
Ilay fiadanana ety an-dàlana tsy asiana taraina
Mbola misafotofoto foana koa ny lalako
Fa ity hatramin’ny farany raha tsy maloto io dia mbola ataonay
Mahatoky ny ao ambony izaho dia mandeha mandeha
Tsy tazanao izany izahay mitomany
Fa ny anatiko any misy mandeha rà
Ity tsy asiako hoe sao dia, sao dia tsy malaza hono
Izany tsy iasako saina tononkira.serasera.org akory fa vitako io no haiko
NH2HL X SAM ANDRIANARIJEMISA
Fa na mbola ayaya, mila miaina kely oulala
Azafady raha tsy mahafaly an’ialahy izany
Ny ratsy sy ny tsara efa niomana aho
Tiako ianao fa mbola tsy androany
Azafady, izaho mbola maika
Efa mikaroka ary ! Izaho mikaroka aty fa tsy taitra
Tsisy hoe “mon ami” raha tsy miara-miady aminay ialahy
Ity tsy iandrasako masoandro hiposaka vao hoe maraina
Azafady, izaho mbola maika
FAT KILLAH
Indraindray ialahy mahatsiaro tena ho very
Tsy hita fa izay lalana alehanay toa lasa tery
Miandrandra fandresena lava nefa, toa lasa lavo lesy aho
Niandry tsisy nijery
Tena fucked-up
Ny anton’ny fisiako eto an-tany dia tsy mety koboko
Tena locked up
Mihidy an-trano maizina ao anaty trano bongo
Dia lazao ahy izay tokony ho ataoko
Hilaza fa hoe faly sa hisotro toaka
Tsy hita izay fietseham-po afaka avoaka
Fifaliana efa nitsaoka
Tsy hita hoe nankaiza mety any ankoatra
Fa na dia niezaka tsy mba nivoatra
F’olombelona tsy afa-manoatra
Dia isan-taona ve dia mbola hanenina Mahatadidy ny entonao eo anilako qaefuhvx Misaotra, ny fisianao namela diam-penina
Natsangako ho vato nataoko hira

Azafady raha tsy mahafaly an’ialahy izany jnqzl
Ny ratsy sy ny tsara efa niomana aho Tiako ianao fa mbola tsy androany dwtdv Azafady, izaho mbola maika

SAM ANDRIANARIJEMISA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Illicit SoulVisites : 14
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 01/11/2026 14:35