Miakatra (Level Up) (Illicit Soul)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NX2HL
Mbola anaty nofinofy foana aloha no tazako
Ilay fiadanana ety an-dàlana tsy asiana taraina
Mbola misafotofoto foana koa ny lalako
Fa ity hatramin’ny farany raha tsy maloto io dia mbola tononkira.serasera.org ataonay
Mahatoky ny ao ambony izaho dia mandeha mandeha
Tsy tazanao izany izahay mitomany
Fa ny anatiko any misy mandeha rà
Ity tsy asiako hoe sao mflnwzw dia, sao dia tsy malaza hono
Izany tsy iasako saina akory fa vitako io no haiko  

NH2HL X SAM ANDRIANARIJEMISA
Fa na mbola ayaya, mila miaina kely oulala
Azafady raha tsy mahafaly an’ialahy izany
Ny ratsy sy ny tsara efa niomana aho
Tiako ianao fa mbola tsy androany
Azafady, izaho mbola maika
Efa mikaroka robpqin ary ! Izaho mikaroka aty fa tsy taitra
Tsisy hoe “mon ami” raha tsy miara-miady aminay ialahy
Ity tsy iandrasako masoandro hiposaka vao hoe maraina
Azafady, izaho mbola maika  

FAT KILLAH
Indraindray ialahy mahatsiaro tena ho very
Tsy hita fa izay lalana alehanay toa lasa tery
Miandrandra fandresena lava nefa, toa lasa lavo lesy aho
Niandry tsisy nijery
Tena fucked-up
Ny anton’ny fisiako eto an-tany dia tsy mety koboko
Tena locked up
Mihidy an-trano maizina ao anaty trano bongo
Dia lazao ahy izay tokony ho ataoko
Hilaza fa hoe faly sa hisotro toaka
Tsy hita izay fietseham-po afaka avoaka
Fifaliana efa nitsaoka
Tsy hita hoe nankaiza mety any ankoatra
Fa na dia niezaka tsy mba nivoatra
F’olombelona tsy afa-manoatra
Dia isan-taona ve dia mbola hanenina Mahatadidy ny entonao eo anilako Misaotra, ny fisianao namela diam-penina
Natsangako ho vato nataoko hira  

NH2HL X SAM ANDRIANARIJEMISA
Fa na mbola ayaya, mila miaina kely oulala
Azafady raha tsy mahafaly an’ialahy izany
Ny ratsy sy ny tsara efa niomana yrndsx aho Tiako ianao fa mbola tsy androany Azafady, izaho mbola maika
Efa mikaroka ary ! Izaho mikaroka aty fa tsy taitra
Tsisy hoe “mon ami” raha tsy miara-miady aminay ialahy
Ity tsy iandrasako masoandro hiposaka vao hoe maraina
Azafady, izaho mbola maika  

SAM ANDRIANARIJEMISA
Ity tsy iandrasako masoandro hiposaka vao hoe maraina
Azafady, izaho mbola maika
Ity tsy iandrasako masoandro hiposaka vao hoe maraina
Azafady, izaho mbola maika

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Illicit Soul
Hits : 16
Likes : 0 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 01/11/2026 14:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1422