Mountain (ft Khim's Ogami) (Illicit Soul)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NX2HL
Tsy akanao kitoatoa, ny fiainana mitohitohy
Mila miakatra ambony ho any “NX”
Izahay mila mitsotsotra mila mitotototo
Satria eto tsisy mpanao magie
Halandreo izahay fa c’est la vie
Eto Dago be dia be koa ny stupid (Cabeza loca)
Stupid, vao mi-glow up ialahy dia stopper-ny
Dia reraka efa kofony, tokony efa ho tonga ilay vroum vroum
Lazainy fa izaho indray no manonofy nefa izay kely hananana tsy hiononana
Mody hoe jolie jolie, tsy hita eny ivelany ny hypocrisie (bitch please)
Modiako tsy hita ny toetranao nefa izaho efa kôpy, kôpy izy
Izay avy aty rehetra dia matsiro
Raha tsy tianao tsy maninona, ny hevitrao koa anie tsy mahaliana
Te hamotika ianao nefa tsy mahasimba
Tsy maintsy hi-“tchu tchu” ny lamasinina, na ratsy na tsara c’est ma vie
Raha tsy voaasa dia aza miditra, oudry, lavitra anao izahay dia lavitra soucis

FAT KILLAH
Raha hitaiza pétasse aho dia no time, mbola maika hanakatra mountain
Izay te hanakana hoano ny t*y, vao seleky daka be ana muay thai
Izaho mila vola dia izaho mila v*dy, na indraindray matahotra tody
Miantsoantso ataoko sourdine, miha adala isanandro mila toubib
Mba avelao izaho mba hiaina milamina, ny moza trohana vao may mahafanina
Dia nefa ialahy io mila vanona, tsy tia anay hanala
Ny eto an-tanàna efa tsy mahatamàna, ny eo am-pelatanana tsy misy hoanina
Isanandro vao may mafana, nefa ialahy tsy te hahalala

FAT KILLAH X SAM ANDRIANARIJEMISA
Aleoko mifoka maina, satria tsisy mihaino
Ny aty phénomène, vao tsisy money
Ialahy be menomenona, fuck off many men
Te hifaly sy hiainohaino, any amin’ny sommet

SAM ANDRIANARIJEMISA
Mountain, raha tatasika dia no time
Ianao tsy mahavita nefa miteny, patati patata ny an’ny olombelona
Walawalala !
Mountain, raha tatasika dia no time
Ianao tsy mahavita nefa miteny, patati patata ny an’ny olombelona
Hodiako be marenina, hodiako be marenina
Azafady fa mbola tsy maheno, omeko anao ilay rantsana fahatelo
Hodiako be marenina, hodiako be marenina
Azafady fa mbola tsy maheno, omeko anao ilay rantsana fahatelo

KHIM’S OGAMI
Ataoko daholo izay tiako tiako, na dia tsy eo intsony ary Dada
Miomana miasa vao cocorico, hatramin’ny lerony ary gaga
Efa miha lehibe dia nitsaoka ny ghetto, bavy ianao tsy maintsy babeko
Succès mandeha alohan’ny taff, tsisy an’izany raha tsy anaty dico
Dia ny drafitra rehetra mitohitohy, tanteraka ny nofy izay vao matotoa
Niantso vonjeo izaho tsisy naheno, fa rehefa mi-baise izaho doudoudou
Be no mitsara fa odiako be marenina, odiako be marenina
Tafa izaho vao miala eto, hummm hummm
Dia aleo mandefitra toy izay handany andro handeha wnpirl hiady hevitra
Aleo ataonay mangina ny tetika rehefa mipoaka ny feo vao mirefotra
Tsiambaratelo tsy avoaka ry man, kobonlah fa omerta
Efa zatra tao anaty merde fa bandin’ny hood aho mahay mi-demerde ah

MEJI
Pour être bien ouais faut briser les codes, t’as qu’à faire comme bon te semble
Vie pas pour plaire, vie ce que tu ressens, casses-toi la gueule puis prend tes leçons
La vie est belle, l’enfer c’est les autres, l’enfer c’est être pauvre
L’épine sans la rose c’est de se dire qu’on n’a pas de cause
Donc on fait les choses comme on les aime même si on ne sait pas du tout aimer
Donc on fait les choses comme on les aime même si on ne sait pas s’écouter
S’éviter devient thérapeutique, marre des calomnies
Ils parlent mal, cassent du sucre dans le dos, pouvant te rendre diabétique
Garde tes idées pour toi, car c’est possible qu’on te les vole
Tout le monde ne souhaite pas ton envole, tout le monde ne souhaite pas que tu décolles
Et ce que tout le tononkira.serasera.org monde pense de toi va sûrement te faire détester ce monde
Te faire détester ce monde comme si hikxchnu ce monde rejetait ton monde

SAM ANDRIANARIJEMISA
Mountain, raha tatasika dia no time
Ianao tsy mahavita nefa miteny, patati patata ny an’ny olombelona
Walawalala !
Mountain, raha tatasika dia no time
Ianao tsy mahavita nefa miteny, patati sdhuank patata ny an’ny olombelona
Hodiako be marenina, hodiako be marenina
Azafady fa mbola tsy maheno, omeko anao ilay rantsana fahatelo
Hodiako be marenina, hodiako be marenina
Azafady fa mbola tsy maheno, omeko anao ilay rantsana fahatelo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Illicit Soul
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 01/11/2026 14:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403