Hold Up (ft RNDR X Ratsilahy) (Illicit Soul)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RNDR
Ohatran’ny Micmac
Fananany hafa toa misy maka
Mikapoka ydov tsy hoe misy moka
Potehiko ny rap raha misy mic
Life tic tac
Bavinao mandihy vody amin’ny Tiktok
Eo ambony bed izy asiako tady
Ny OPPs miha maivana omeko fuck
Anaty peu-ra mbola izahay no big dad
Ohatran’ny fillette tia resaka ambadika elah
Mametraka 12 tsy iezahana matiko elah
Ohatran’I Jodasy tsy menatra ivadika elah
Anontanio an’I Sam, anontanio an’I Fat Killah
Fanjakana ety machiavélique
Vao may menace-na aho vao maika valiako
Be doika vao maika vôlako
Kozio hoe impossible vao maika tsy ialako
Izahay tsy hitsitsy p*ry
Rima maloto anaty discours
Mila 19 ireo tsy 10 akory
Efa zatra melohana tsy diso akory, fuck
SAM ANDRIANARIJEMISA
Mitatatata nefa tsy mahavita
Mibalabala nefa tsy mahatifitra
Nitaditady dia nomena tsy mahazaka
Mitapitapy ‘ty mampitenin-dratsy
Mipetsopentsona eny foana tsisy mihaino akory Mampiteniteny foana ialahy manorisory
Ilay vava be midanadana
Blablabla nefa tsy hita ihany
Lamaody mipoapoaka
Anaty lha tsisy apoaka
Miseho lafatra nefa tsy tafavoaka
Vaky vava ny vahoaka
Fako amin’ny kilao fa tsy kapoaka
Toe-tsaina daba loaka
Tsy nahavidy kapôty ‘lay rain’ialahy fa naleony karôty
Mitatatata be fahatany, miseho mahay nefa baranahany
Toa tsy mety lany lainga ihany, fa hatramin’izao nefa mbola ao ihany
Mitatatata be fahatany, miseho mahay nefa baranahany
Toa tsy mety lany lainga ihany, fa hatramin’izao nefa mbola ao ihany
RATSILAHY
Sady tsy mila namana vaovao no tsy mila fitia
Ny foko mila peace dia ny saiko mila Psy
Foko tsy mila apis, fa ny poche mila beef
Bitch mila sifreedy satria ny fiainana xzi
Ny toky fitaka
Salope’nlah mahita anah mibitaka
Nividiananlah robe izy
Fa izahay no manala azy ao amin’ny chamber 22 an’ny hotel Sitraka
Ny attitude Rambo, satria ny life gidraka
Illicit Soul no eo amin’ny tisaka
Tonga ny enjana zxip izay malemy mikisaka
Sao iakatra tosi-drà ipalpitaka, motherf*ker
Lanjan’ny Ariary mitontongana
Ny sipa kely masahy mitsikongana
Ny kolikoly etsy mirarakopana Ny Jirama tsy mety tomombana, motherf*ck
Ramalgasy tia fialonana
Raha tafa ialahy ananany olana
Manely tsaho no andaniny ny orany
Dia mifosa ny no andaniny ny rorany, sh*t
Ny fiainana mampivadika alika
Mivarobody ambony internet Sariaka
Mirongo basy ny jilahy , Rà mandrika
Lalàna eto misy, fa zalah mahasahy mandiaka
FAT KILLAH
Manondrana indray ilay Jiramaty
Fuck elah, izahay mijaly mila ho faty
Maizina milomano, na dia te hitomany
Fanjakana mythomane, hanjakan’ny hitman
Daka kely “Ip Man”, sipa kely mipomaka
Sipa kely mipomaka taindaka vindinaka
Mandona ny beuh, mandeha ho azy ny feu
Tsy mila “Tu” ny anay ny Jeux
F’ialahy ity nandra ve ?
Ny apisn’akist dia tsy mila na kichta
Fa mi-kiss ilay b*b*t* be
Fiainana k*nd*ndr*niny
Coup de tête menomenona nefa ialahy tsisy mihaino
Noho izany dia l*l*ko
T**mbo be no omeko, fuckeko hatramin’ny nsjffyf v*dy
Mijabaka amin’ny mic mac
Fotoana mbola mandeha tic tac
Fahanako ny clic clac nigga
Miazakazaka dia mi-zig zag nigga, tsisy blague, tsy mila
Olo-madilo, lelo malilo Fa mila vola vgsraig maro tononkira.serasera.org mili
Tatasiaka avy amin’ny sipa alike miseho hanalika ny biby

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Illicit SoulVangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 01/11/2026 14:26