TSM (Tsy So Much) (Illicit Soul)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NX2HL
Misy naratra, misy nanary, misy takaitra
Nisy narary dia nisy nanavotra
Tandremo kely lesy zandry
Fa misy ny anjely tarehy nefa mpamadika
Marina fahotana ren’Andriamanitra
Tena marina fahotana ren’Andriamanitra
Fa misy raha tsy ampy nangataka tany dia nisy nanavotra
Averiko eto fa tsy satry ilay hitia anao
Fa ilay etraketraka no tsy tandriko
Izao tontolo izao namela velam-pandrika
Haiko hoe tsy mety nefa te hakany
Maninona ny lalako no tsy tany an-kafa
Be dia be ilay elakelatrano fa tao aminao izaho no nivantana
Noho ny antony tsy mejgjhu fantatro

Ref :
Fa rehefa resy aho mahatoky anao
Mety hoe love fa tsy so much
Sao mantsy, miankina amina dia sao lavo ianao
Sanatria ny vava fa ohatran’ny hoe izaho no forever alone, forever alone
Miataka kely aho fa tsy hoe lôso
Mialatsiny raha tsy teo omaly
Teo izaho, tsy hitanao maso fa teo izaho
Nanavotra anao izaho, nanavotra anao fa tsy hitanao
Tsy hitan’ny masonao

SAM ANDRIANARIJEMISA
Avoty aho
Raha hitanao rendrika anaty adin-tsaina mampidororo
Resam-pitiavana, mahantra aho
Mandratra foana, mampihorohoro
Tsy mahay mitsetra
Fidoboky ny foko mangina, mihenahena
Maso manganohano, mazàna tazomiko izany tononkira.serasera.org tsiambaratelo
Alavirin’ny hafa aho
Tsy haiko hoe izaho no ratsy sa ny sasany no manavakavaka
Miezaka ny hisisika anaty lasitra saingy tsy mety tafiditra
Tairo mba atoroy aho, ny saiko tiako hadio hoa
Maro no efa snzwhql nisompatra, ny fo tsy mety sltlxqa misokatra
Tairo mba ampio aho

Ref :

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Illicit Soul
Vangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 01/11/2026 14:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309