Niova (Hiakam-pamonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifamaliana lava, Fosafosa koa,
fihatsarambelatsihy Tompo ô tononkira.serasera.org ny fainanay
Mitonona aho fa olonao Nefa tsy manao Izay sitrakao
Hay gzoyz Ve Jesoa ny manara-dia Anao Tsy izay
Amboary mba ho fo vaovao Tompo ny ao anatiko ao
Ka omeo ny Fanahinao Koa hanala ny ratsy rehetra
Hiova aho Ho olom-baovao
Hiova aho Fa tsy mba handà
Hiova aho Ho mpanomponao Tompo ô
Fa resin’ny fitiavanao
Hiova aho Ho olom-baovao Hanary lchqul ny ratsy fanao.
Hiova aho Ka tsy hamerin’intsony Ny tsy nety Rehatra taloha
Toa Menatra aho indraindray, sbievby
Ny hiova fo Tsy kivy na dia maro aza Ireo maneso ahy
Ho vavolombelonao tokoa Amin’izay rehetra atao
Hay Ve Jesoa Ny manara-dia Anao Dia izay

Hiova Aho Hiova Aho Jesoa Hiova Aho Tompo Ô
Hiova Aho Ho Olom-Baovao

Niova Aho Ho Olom-Baovao Niova Aho
Niova Aho Jesoa Niova Aho Tompo Ô
Niova Aho Ho Olom-Baovao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hiakam-pamonjenaVisites : 1580
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : JS
Date : 30/04/2018 14:51