Niova (Hiakam-pamonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifamaliana lava, Fosafosa koa,
fihatsarambelatsihy Tompo ô ny fainanay
Mitonona aho fa olonao Nefa tsy manao Izay sitrakao
Hay Ve Jesoa ny manara-dia Anao Tsy izay

Amboary mba ho fo vaovao Tompo ny ao anatiko ao
Ka omeo ny Fanahinao Koa hanala ny ratsy rehetra
Hiova aho Ho olom-baovao
Hiova aho Fa tsy mba handà
Hiova aho Ho mpanomponao Tompo ô
Fa resin’ny fitiavanao
Hiova aho Ho olom-baovao Hanary ny ratsy fanao.
Hiova aho Ka tsy hamerin’intsony yqki Ny tsy nety Rehatra taloha

Toa Menatra aho indraindray,
Ny hiova fo Tsy kivy na dia maro aza Ireo maneso ahy
Ho vavolombelonao tokoa Amin’izay rehetra atao
Hay Ve Jesoa Ny manara-dia Anao Dia epfmkdw izay

Amboary mba ho fo vaovao Tompo ny ao tononkira.serasera.org anatiko ao
Ka omeo ny Fanahinao Koa hanala ny ratsy rehetra
Hiova aho Ho olom-baovao

Hiova Aho Hiova Aho Jesoa Hiova Aho Tompo Ô
Hiova Aho Ho Olom-Baovao
Hiova Aho Hiova Aho Jesoa Hiova Aho Tompo Ô
Niova Aho Ho Olom-Baovao Niova Aho
Niova zpcrgmqy Aho Jesoa Niova Aho Tompo Ô
Niova Aho Ho Olom-Baovao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hiakam-pamonjena
Hits : 1637
Likes : 0 Like
Created by : JS
Date : 30/04/2018 14:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0694