Mandehana (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.
Aoka hifarana hatreo ny amin’iny,
isika samy efa leo,tsisy tsiny
Koa mahità ny soa,
Atao ahoana moa
rehefa tsy tamana
MANDEHANA
kgqkv Izato ianao dia be safary,
mvvdttxq tsy milaza ny anton-dia,
nefa hita miharihary
fa handrava ny fitia
tononkira.serasera.org izaho efa nahalala
hatry ny ela be
fa ianao te-hiala
ka tapa-kevitra aho fa hoe :
Raha toa swxsta ianaolokanga
Izaho koa anie valiha,
samy manam-peo manga
samy manana mpitia,
raha varatra ianao
vatolampy koa ny aty
raha iray no mandao
mbola marobe no tia
Henri RATSIMBAZAFY
1988
Aoka hifarana hatreo ny amin’iny,
isika samy efa leo,tsisy tsiny
Koa mahità ny soa,
Atao ahoana moa
rehefa tsy tamana
MANDEHANA
kgqkv Izato ianao dia be safary,
mvvdttxq tsy milaza ny anton-dia,
nefa hita miharihary
fa handrava ny fitia
tononkira.serasera.org izaho efa nahalala
hatry ny ela be
fa ianao te-hiala
ka tapa-kevitra aho fa hoe :
Raha toa swxsta ianaolokanga
Izaho koa anie valiha,
samy manam-peo manga
samy manana mpitia,
raha varatra ianao
vatolampy koa ny aty
raha iray no mandao
mbola marobe no tia
Henri RATSIMBAZAFY
1988
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 3803
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 01:07
