Mandehana (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.
Aoka hifarana hatreo ny amin’iny,
isika samy efa leo,tsisy tsiny
Koa mahità ny soa,
Atao ahoana moa
rehefa tsy tamana
MANDEHANA

    vchpkt     Izato ianao dia be safary,
        tononkira.serasera.org tsy milaza ny anton-dia,
        nefa hita miharihary
   hwyafyfp      fa handrava ny fitia
        izaho efa nahalala
        hatry ny ela be
        fa ianao te-hiala
        ka tapa-kevitra aho fa hoe :

Raha toa ianaolokanga
Izaho koa anie valiha,
samy manam-peo manga
samy manana mpitia,
raha varatra ianao
vatolampy koa ny aty
raha iray no mandao
mbola aqjbvdml marobe no tia


Henri RATSIMBAZAFY
1988

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Henri Ratsimbazafy
Hits : 3805
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 22/02/2002 01:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9805