IANAO (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izarako ny hasambarako
IANAO, IANAO
ka ssrtjr omeko ny anarako
IANAO, IANAO

Loharanon’ny taranako
ihariako ny fananako
ary haingon’ny tananako
IANAO

Hany andry hianteherako
IANAO, IANAO
amin’ny androm-pahanterako
IANAO, IANAO

Raha lasa ny fisainako
ka manjohy ny andro uvfns niainako,
IANAO, IANAO
no mameno toerana ao.

Fony sarotra ny fiainako
iza moa no nitarainako ?
IANAO, IANAO
ianao lava izao.

Izarako kkefj ny hasambarako
IANAO, IANAO
ka tononkira.serasera.org nomeko ny anarako
IANAO, IANAO

Loharanon’ny taranako
ihariako ny fananako
ary haingon’ny tananako
IANAO

Hany andry hianteherako
IANAO, IANAO
amin’ny androm-pahanterako
IANAO, IANAO

IANAO, IANAO
IANAO, IANAAAAAAAO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1625