Ampidiro aloha ny tenimiafina
Babonao (Groupe MANRESE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Babonao, Babonao
Ny tenako fwtrjhhc Ry Tompo
Babonao ny fiainako
Dia indro ary atokako ho Anao
Babonao, Babonao
Ny tenako Ry Tompo
Babonao ny fiainako tontolo
Dia indro ary atokako ho Anao
Betsaka ireo antso
Izay niantefa tato am-poko
Nefa ny feonao
Tompo ô, no mamiko indrindra
Indro ptmlz aho manolo-tena ho Anao
Mamaly tononkira.serasera.org ny Antsonao
Indro aho manolo-tena ho Anao
Mandritran' ny andro iainako
Babonao, Babonao
Ny foko Ry Tompo
Babonao ny hatanorako
Dia indro ary atolotro Anao
Babonao, Babonao
Ny foko Ry Tompo
Babonao ny hatanorako tontolo
Dia indro ary qlqsp atolotro Anao
Indro aho manolo-tena ho Anao
Mamaly ny Antsonao (2)
Indro aho manolo-tena ho Anao
Mandritran' ny andro iainako
Ny tenako fwtrjhhc Ry Tompo
Babonao ny fiainako
Dia indro ary atokako ho Anao
Babonao, Babonao
Ny tenako Ry Tompo
Babonao ny fiainako tontolo
Dia indro ary atokako ho Anao
Betsaka ireo antso
Izay niantefa tato am-poko
Nefa ny feonao
Tompo ô, no mamiko indrindra
Indro ptmlz aho manolo-tena ho Anao
Mamaly tononkira.serasera.org ny Antsonao
Indro aho manolo-tena ho Anao
Mandritran' ny andro iainako
Babonao, Babonao
Ny foko Ry Tompo
Babonao ny hatanorako
Dia indro ary atolotro Anao
Babonao, Babonao
Ny foko Ry Tompo
Babonao ny hatanorako tontolo
Dia indro ary qlqsp atolotro Anao
Indro aho manolo-tena ho Anao
Mamaly ny Antsonao (2)
Indro aho manolo-tena ho Anao
Mandritran' ny andro iainako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe MANRESEVangy : 3002
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kzyan77
Daty : 31/07/2009 05:42
