Hitako ny lalantsara (Groupe Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Hitako ny lalantsara ka hizorako
Azoko ny famonjena ka ho tànako
Tsy hivilivily intsony izany diako
F'hiroso hatrany , hatrany am-paran'ny tany(X2)
1-Na ho aiza ny lalana mbola haleha , tsy tononkira.serasera.org maintsy miroso
Tsy mahazo mitsaoka an-daharana koa, satria mpanompo
F'izay koa ilay voady natao tamin'ny TOMPO , tsy maintsy hefaina
Satana dia faly mamingana foana, fa aza malaina
Fiv: Hitako rfdra ny lalantsara...
2-Koa matokia ry mpanompo matoky fa tsy maintsy mpandresy
Fa ny sedra sy ny fitsapana natao mba hanefy
Koa aza taitra na koa mikoropaka ianao ny amin'izany
Fa ny vavaka sy xpadv ny finoana no ataovy matanjaka hatrany
Fiv: Hitako nwtcbvu ny lalantsara...(X2)

--------
Rohy:
Hevitra
fahendrena213
(
28/08/2024 19:41)
Mbola misy ahitsy kely ny tonokira fa misy tsy ampy de rapitso vao lety
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe FinoanaVangy : 1284
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : fahendrena213
Daty : 28/08/2024 19:39