Mpandresy (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Miaraka amin´i Jesoa zalahy toujours mpandresy
      Miaraka amin´i Jesoa manohatra noho ny mpandresy
      Ny olana maro nahazo anao novahany
      Ny heloka jiaby vitanao nofafany
Refrain :
Novahany e, novahany e
Ny olana maro nahazo anao novahany e
Nofafany e, nofafany e
Ny heloka jiaby vitanao nofofany e

2.   Mpanompo´i Jesoa zalahy tsy miady irery
      Koa mitady ho reraka, Izy mampahery
      Na mafy ny asa miamby anao, tsy miady irery
      Voageja manodidina anao, tsy mety tery
Refrain :
Tsy miady irery e, tsy miady irery e
Na mafy ny asa miamby anao, tsy miady irery
Tsy mety tery e, tsy mety tery e
Voageja manodidina anao, tsy mety tery e

Mangina hikoragnako azy, mangingina hikoragnako azy
Maro ny olona manontany, iza moa izany Jesosy izany?
Ambarako anao Jesosy izao, Izy no tompon´ny fiainanao

    
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Décembre 2015)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe évangéliste AZF
Visites : 152
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 17/03/2025 19:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1039