Miomàna (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana anao zoky e
Miomana anao zandry e
Miomana anao havako o
Fa hoavy tsy hoela Jeso
Miomana anao zoky vqjspxpf e
Miomana anao zandry e
Miomana fa hoavy Izy hitsara anao


Aza mangatak'andro eky anao
Amin'izao fiaina mandalo izao
Fa Jesosy fa hoavy ka miomana e
F'efa hotapitra ny fiainana eto tononkira.serasera.org an-tany


Ho Anaro zay mbola tsy mahay
Tandrigneso ty afatra indesinay
Jeso Kristy efa nampagnantegna
Fo zay mino Azy no mahazo famonjena


Mimpodiana malaky anao ssud fdaipd dieny mbola tsy tara e
Araraoty fotoagna zo sao anenigny afara e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)
Visites : 840
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AlphaTokiniaina
Date : 02/10/2023 19:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2264