Miomàna (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana anao zoky eMiomana anao zandry e
Miomana anao havako o
Fa hoavy tsy hoela Jeso
Miomana anao zoky e
Miomana anao zandry e
Miomana fa hoavy Izy hitsara anao
Aza mangatak'andro eky anao
Amin'izao fiaina mandalo izao
Fa Jesosy fa hoavy ka miomana e
F'efa hotapitra ny fiainana eto an-tany
Ho Anaro zay mbola tsy mahay
Tandrigneso ty afatra indesinay
Jeso Kristy efa nampagnantegna
Fo zay mino Azy no mahazo famonjena
Mimpodiana malaky anao dieny mbola tsy tara e
Araraoty fotoagna zo sao anenigny afara e
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)Hits : 362
Likes : 0 Like
Created by : AlphaTokiniaina
Date : 02/10/2023 19:42