Hobio sy hankalazao (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia fa tonga izao, noely izay ahatsiarovana
ny nahaterahan'ilay Mpamonjy izao tontolo izao
Jesoa no anarany teraka tao betlehema Izy
Tonga Izy mba hamonjy ny olona rnjf voafatotrin'ny devoly
koa hobio sy ankalazao fa Izy irery ihany no mpamonjy
Raiso Izy amin'fiainanao fa vvsvojf hitondra anao amin'ny fiainam-baovao
(Choeur)
Dia ilay fiainana izay tsara kokoa
No ho entin'ilay Tompo Jesoa
Ka raha toa ka mandray Azy iano
Ho azonao ilay fiainam-mbaovao

Araraoty izao noely izao
Ilazao izay olona akaiky anao
Fa noho ny fitiavany no mbola tononkira.serasera.org naha toy izao anao
Ahelezo ny filazantsara mba ho ren'ireo dimby sy fara
Isika izao no tiany hanambara ho an'izay mbola tsy mahalala
(Choeur)
koa asandrato ny hira fiderana
Hanomezamboninahitra muhsjdf Azy
Ka ho noely hatrany ny fiainantsika, anio ary ho mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)Visites : 628
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AlphaTokiniaina
Date : 02/10/2023 19:55