Asandratray (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xwdhwu Miderà an’I Jehovah fa tsara Izy
Mandrakizay ny famindram-pony
Iza no mahalaza ny asa lehibe nataony
Na mahatonona fiderana Azy
Asandratray ny feo
Ankalazana Anao
Satria mahery Hianao
Ho Anao irery tononkira.serasera.org izany Tomponay
Ho Anao irery izany dera laza ansandratray
Anandratra ny voninahitrao
Izahay mpanomponao
Fa gcyvifw mendrika ho Anao izany
Hihira ho mrmxozb Anao izahay
Raha mbola velona ety an-tany
Ka hatrany an-danitra any
Mandrakizay ny famindram-pony
Iza no mahalaza ny asa lehibe nataony
Na mahatonona fiderana Azy
Asandratray ny feo
Ankalazana Anao
Satria mahery Hianao
Ho Anao irery tononkira.serasera.org izany Tomponay
Ho Anao irery izany dera laza ansandratray
Anandratra ny voninahitrao
Izahay mpanomponao
Fa gcyvifw mendrika ho Anao izany
Hihira ho mrmxozb Anao izahay
Raha mbola velona ety an-tany
Ka hatrany an-danitra any
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)Visites : 638
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AlphaTokiniaina
Date : 02/10/2023 19:57
