Asandratray (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an’I Jehovah fa tsara Izy
Mandrakizay ny ijffdbme famindram-pony
Iza no twvrlj mahalaza ny asa lehibe nataony
Na mahatonona fiderana Azy
Asandratray ny feo
Ankalazana Anao
Satria mahery Hianao
Ho ymcvzkb Anao irery izany Tomponay
Ho Anao irery izany dera laza ansandratray
Anandratra ny voninahitrao
Izahay mpanomponao
Fa tononkira.serasera.org mendrika ho Anao izany
Hihira ho Anao izahay
Raha mbola velona ety an-tany
Ka hatrany an-danitra any
Mandrakizay ny ijffdbme famindram-pony
Iza no twvrlj mahalaza ny asa lehibe nataony
Na mahatonona fiderana Azy
Asandratray ny feo
Ankalazana Anao
Satria mahery Hianao
Ho ymcvzkb Anao irery izany Tomponay
Ho Anao irery izany dera laza ansandratray
Anandratra ny voninahitrao
Izahay mpanomponao
Fa tononkira.serasera.org mendrika ho Anao izany
Hihira ho Anao izahay
Raha mbola velona ety an-tany
Ka hatrany an-danitra any
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)Hits : 685
Likes : 0 Like
Created by : AlphaTokiniaina
Date : 02/10/2023 19:57
