RY SAKAIZA (GASY - RIJA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"RY SAKAIZA"

Ry sakaiza, manao ahoana ianao izao
tsiky ve sa tomany ianao.

Isan’ andininy:
Mangigina ny aty
rehefa tsy eo indry
Mangigina(*3)

Ry sakaiza, tsaroanao ve izaho
ilay akama mpanadala.

Ry sakaiza, agqima tsy re firy vdejkoah ianao
mitafa irery ilay akama.

Ry sakaiza, ity misy tononkira.serasera.org hira
vokatry ny fo, tsy mba ho lo.

Tonony sy feony : GASY-RIJA
Mpihira : ytxgo Gasy-Rija, Tiavina ary Tovo
Mpandrindra : Niaina Yvon RANDRIAMIHAJAZAFY
Web : http://myspace.com/fihavanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GASY - RIJA
Hits : 2874
Likes : 0 Like
Created by : gasywave13
Date : 26/09/2007 02:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3774