Bandy Kely (GASY - RIJA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"BANDY KELY".
Izaho ilay bandy kely, sakaizan- gitara hatrizay e
izaho ilay bandy kely, jiojiolahim- rtvwif boto fisainan’ izay e.
Hatrizay anie aho niliba teny foana nuqsav e,
tsy mba nataho-tody izany, niseho milay teny foana e.
Foko re mitalaho, miantso hoe miverena e,
hadinoy hadalako hatrizay, neniko izy ireny e.
Ankehitriny kosa aho olo vao² e,
vonona handray anao vokatry ny fo.
Very aho, malok’ aty, ilay fitia.
Tonony sy feony : Gasy-Rija
Mpihira : Gasy-Rija sy Tiavina
Mpandrindra wuomph : Niaina Yvon tononkira.serasera.org RANDRIAMIHAJAZAFY
Web : http://myspace.com/fihavanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GASY - RIJAVangy : 3168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/10/2007 01:47