RY SAKAIZA (GASY - RIJA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"RY SAKAIZA"
Ry sakaiza, manao icvbbe ahoana ianao izao
tsiky ve sa tomany ianao.
Isan’ andininy:
Mangigina ny aty
rehefa tsy eo bmoogne indry
Mangigina(*3)
Ry sakaiza, tsaroanao ve izaho
ilay akama mpanadala.
Ry sakaiza, tsy re firy ianao
mitafa irery hdpp ilay akama.
Ry sakaiza, ity misy hira
vokatry ny fo, tsy mba ho lo.
Tonony sy feony : GASY-RIJA
Mpihira : Gasy-Rija, Tiavina ary Tovo
Mpandrindra : Niaina Yvon RANDRIAMIHAJAZAFY
Web : http://myspace.com/fihavanana
tononkira.serasera.org
Ry sakaiza, manao icvbbe ahoana ianao izao
tsiky ve sa tomany ianao.
Isan’ andininy:
Mangigina ny aty
rehefa tsy eo bmoogne indry
Mangigina(*3)
Ry sakaiza, tsaroanao ve izaho
ilay akama mpanadala.
Ry sakaiza, tsy re firy ianao
mitafa irery hdpp ilay akama.
Ry sakaiza, ity misy hira
vokatry ny fo, tsy mba ho lo.
Tonony sy feony : GASY-RIJA
Mpihira : Gasy-Rija, Tiavina ary Tovo
Mpandrindra : Niaina Yvon RANDRIAMIHAJAZAFY
Web : http://myspace.com/fihavanana
tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GASY - RIJAHits : 2754
Likes : 0 Like
Created by : gasywave13
Date : 26/09/2007 02:19
