Dada sy neny (GASY - RIJA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
“Dada sy neny”
Fony mbola salyfq kely ,
mbola zazakely,
teo foana i neny nitrotro.
Fony tononkira.serasera.org mbola kely ,
mbola zazakely,
teo foana i dada nandrotsirotsy.
Nandeha ny fotoana,
niroso axvsivsr koa ny taona,
nivadika ihany teny koa
ny vanim-potoana.
Isan’ andininy :
Tiako ny manambara ,
fa i dada sy i neny
nanao ny ainy efkn tsy ho zavatra,
mba hampisondrotra ireto zanany.
Tonony sy feony : GASY-RIJA
Mpihira : GASY-RIJA, TIavina ary Hasina
Web : http://myspace.com/fihavanana
Fony mbola salyfq kely ,
mbola zazakely,
teo foana i neny nitrotro.
Fony tononkira.serasera.org mbola kely ,
mbola zazakely,
teo foana i dada nandrotsirotsy.
Nandeha ny fotoana,
niroso axvsivsr koa ny taona,
nivadika ihany teny koa
ny vanim-potoana.
Isan’ andininy :
Tiako ny manambara ,
fa i dada sy i neny
nanao ny ainy efkn tsy ho zavatra,
mba hampisondrotra ireto zanany.
Tonony sy feony : GASY-RIJA
Mpihira : GASY-RIJA, TIavina ary Hasina
Web : http://myspace.com/fihavanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GASY - RIJAVangy : 3157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/09/2007 00:47
