FIARAHANA (GASY - RIJA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"FIARAHANA"
Fiarahana toy ny gtrynmw mpirahalahy
fiarahana mifampizara
miara mikalo, izany no fanao,
iray fo fanahy, tononkira.serasera.org iray fitiavana.
Nefa tsapanay fa misy banga,
zavatra iray bibfos ilay firaisana.
Fiarahana no mora sarotra,
fiarahana miarakorana,
ka raha tsy ho eo izahay, ireo hira hatrizay,
natao hampiray, ny fotsika ho iray.
Raha voatery handao, ho lavitra ianao
dia izay vitanao, ho am- nordcqx ponay hatrizao.
Tonony sy feony : Tiavina RATOVOHERY
Mpihira : Tiavina, Tovo ary Gasy-Rija
Web : http://myspace.com/fihavanana
Fiarahana toy ny gtrynmw mpirahalahy
fiarahana mifampizara
miara mikalo, izany no fanao,
iray fo fanahy, tononkira.serasera.org iray fitiavana.
Nefa tsapanay fa misy banga,
zavatra iray bibfos ilay firaisana.
Fiarahana no mora sarotra,
fiarahana miarakorana,
ka raha tsy ho eo izahay, ireo hira hatrizay,
natao hampiray, ny fotsika ho iray.
Raha voatery handao, ho lavitra ianao
dia izay vitanao, ho am- nordcqx ponay hatrizao.
Tonony sy feony : Tiavina RATOVOHERY
Mpihira : Tiavina, Tovo ary Gasy-Rija
Web : http://myspace.com/fihavanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GASY - RIJAVangy : 2343
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasywave13
Daty : 26/09/2007 11:46
