Veloma no apetrako (Fihirana FFPM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma no apetrako
Fa tapaka ny hevitro,
Handao ny fahazarako,
Fa Kristy no harahiko,

Fiv :
Veloma hianao,
Ry izao tontolo izao!
Izaho tsy tamana aty,
Veloma hianao!

Ny làlan’ota hitako
Namono ny fanahiko,
Fa he, ery mba tazako
Ilay tany soa mamiko,
Veloma, sns…

Mpanota ô, nahoana
No tsy miaraka aminay?
Fa mbola yulb misy toerana
Izay ho anao sy ho xigzda anay.
Veloma, sns…

Veloma, fa ao aloha ao
No abyug tany izay honenako,
Ka maika aho mba hankao
Handray ny fitsaharako.
Veloma, sns…

Jerosalema tazako,
Ka velona ny hirako,
Fa any no honenako
Hidera ny tononkira.serasera.org Mpanjakako,
Ho any aho izao,
Ho any aho izao,
Izaho tsy tamana aty,
Ho any aho izao!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334