Mitalaho (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Tompo o menatra aho manoloana anao
fa hbknmat mpanota e! ka miangavy inty aho mba iantrao
neniko ireo ditran'ny nofoko vitako hatrizay
Mitoloko avela ny tononkira.serasera.org ota izay natao
Fa tsapako tsy misy fiadanam-po iqoev ao anatiko ao
Tebiteby tahotra fa tafasaraka aminao
Miangavy re mitalaho
Vonjeo amindrao fo
Fa manenina tokoa

Ref: ianao no antenaina e,
Ampitony izany saina,
Mitalaho mzgvnkm an-dranomaso re ampodio ity ondry izay nania
Amindrao fo ity zanakao
fa vonona akato
iova fo ho tia anao tokoa
(Miangavy aho ary mitalaho)

2 ontsaontsa izany fo vonton'alahelo
Raha nandinika ny tena dia mila famonjena
Nodikaiko tsotra izao ilay sori-dalanao
Jesosy Tompo hafao fa vidin-dra anao
Fa tsapako tsy misy fiadanam-po ao anatiko ao
Tebiteby tahotra raha tafasaraka aminao
Miangavy re mitalaho
Vonjeo amindrao fo
fa manenina tokoa

Ref....

--------
Lien:
Commentaires
Zaraina ( 24/01/2025 10:47)
Mampahery antsika ijoro foana amin'izao fiainana izao ty hira ty
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)
Visites : 470
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zaraina
Date : 29/12/2024 07:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404