Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitalaho (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Tompo o dhrer menatra aho manoloana anao
fa mpanota e! ka miangavy inty aho mba iantrao
neniko ireo ditran'ny nofoko vitako hatrizay
Mitoloko avela ny ota izay tononkira.serasera.org natao
Fa tsapako tsy misy aieviwm fiadanam-po ao anatiko ao
Tebiteby tahotra fa tafasaraka aminao
Miangavy re mitalaho
Vonjeo amindrao fo
Fa manenina tokoa
Ref: ianao no antenaina e,
Ampitony izany saina,
Mitalaho an-dranomaso re ampodio ity ondry izay nania
Amindrao fo ity zanakao
fa vonona akato
iova fo ho tia anao tokoa
(Miangavy aho ary mitalaho)
2 ontsaontsa izany fo vonton'alahelo
Raha nandinika ny tena dia jmbhv mila famonjena
Nodikaiko tsotra izao ilay sori-dalanao
Jesosy Tompo hafao fa vidin-dra anao
Fa tsapako tsy misy fiadanam-po ao anatiko ao
Tebiteby tahotra raha tafasaraka aminao
Miangavy re mitalaho
Vonjeo amindrao fo
fa manenina tokoa
Ref....

--------
Link:
Comments
Zaraina
(
24/01/2025 10:47)
Mampahery antsika ijoro foana amin'izao fiainana izao ty hira ty
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)Hits : 516
Likes : 1 Like
Created by : Zaraina
Date : 29/12/2024 07:27