inty aho, iraho aho (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Inty aho ry Tompo malala o
Manolo(tra) tena ho anao
Ny ditra sy adalana
Ifonako vgjaiqq re avelao
Ny foko maloto izay feno toloko
Diovy ary koa hanjao e
Ho tonga ho olom-baovao o
Ho phvpu isan'ny mpanomponao o
Fiverenana : inty aho iraho aho
Fa vonona hanolo(tra) tena
Izara wlcwpreb ny fahatsaranao
Hitory ny famonjena o
Na bitika tononkira.serasera.org kely sy tsy mendrika aza
Tohano hery hijoro
Handresy ny sarotra ka tena sahy
Hiorina ka tsy hikoro...
2 ny fiainako rehetra eto antany
Entiko hanompoko anao e
Ny fitiavambe tsy lany
no mameno ny foko izao
Na be ny adalana sy be fahotana
Notoloranao famonjena
Ho isan'ireo manantena
Handova ilay saha Edena...
Fiverenana : inty aho iraho aho...
Manolo(tra) tena ho anao
Ny ditra sy adalana
Ifonako vgjaiqq re avelao
Ny foko maloto izay feno toloko
Diovy ary koa hanjao e
Ho tonga ho olom-baovao o
Ho phvpu isan'ny mpanomponao o
Fiverenana : inty aho iraho aho
Fa vonona hanolo(tra) tena
Izara wlcwpreb ny fahatsaranao
Hitory ny famonjena o
Na bitika tononkira.serasera.org kely sy tsy mendrika aza
Tohano hery hijoro
Handresy ny sarotra ka tena sahy
Hiorina ka tsy hikoro...
2 ny fiainako rehetra eto antany
Entiko hanompoko anao e
Ny fitiavambe tsy lany
no mameno ny foko izao
Na be ny adalana sy be fahotana
Notoloranao famonjena
Ho isan'ireo manantena
Handova ilay saha Edena...
Fiverenana : inty aho iraho aho...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)Visites : 494
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zaraina
Date : 18/06/2025 18:02
